

Fampahafantarana momba ireo sidina misy
Mandalova finaritra eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan’Antananarivo

Fantaro ireo siditra rehetra anio eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan’Antananarivo amin’ny fotoana marina
| Daty | Ora | Kaompaniam-pitanterana | Nomerao ana sidina | Toerana aleha | Sata |
|---|---|---|---|---|---|
| 06/11/2025 | 10:55 | | MD502 | TOAMASINA/SAINTE-MARIE | Niainga |
| 06/11/2025 | 11:55 | | MD322 | NOSY-BE | Andrasana |
| 06/11/2025 | 14:00 | | MD718 | TOLIARY | Andrasana |
| 06/11/2025 | 14:50 | | ET852 | ADDIS ABEBA | Misokatra ny fanoratana |
| 06/11/2025 | 15:20 | | MD822 | MAHAJANGA | Andrasana |
| 06/11/2025 | 16:10 | | TK161 | ILE MAURICE/ISTANBUL | Andrasana |
| 06/11/2025 | 16:30 | | KQ257 | NAIROBI | Nofoanana |
| 06/11/2025 | 17:00 | | MK289 | ILE MAURICE | Andrasana |
| 06/11/2025 | 18:35 | EMIRATES | EK708 | SEYCHELLES/DUBAI | Andrasana |
| Daty | Ora | Kaompaniam-pitanterana | Nomerao ana sidina | Toerana niaingana | Sata |
|---|---|---|---|---|---|
| 06/11/2025 | 10:05 | | MD313 | SAMBAVA/ANTSIRANANA | Andrasana |
| 06/11/2025 | 10:50 | | MD703 | MORONDAVA | Tonga |
| 06/11/2025 | 12:55 | | MD717 | TAOLAGNARO | Andrasana |
| 06/11/2025 | 13:40 | | ET853 | ADDIS ABEBA | Andrasana |
| 06/11/2025 | 14:30 | | MD531 | SAINTE-MARIE/TOAMASINA | Andrasana |
| 06/11/2025 | 14:35 | | TK160 | ISTANBUL/ILE MAURICE | Andrasana |
| 06/11/2025 | 15:15 | | MK288 | ILE MAURICE | Andrasana |
| 06/11/2025 | 15:50 | | MD323 | NOSY-BE | Andrasana |
| 06/11/2025 | 17:05 | EMIRATES | EK707 | DUBAI/SEYCHELLES | Andrasana |
| 06/11/2025 | 18:05 | | MD719 | TOLIARY | Andrasana |
Fantaro ireo vaovao farany eto amin’ny seranam-piaramanidina
Fantaro ireo karazana tolotra misy eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan’Antananarivo ho an’ny dianao
Arovy ny entanao amin’ny alalan’ny tolotra famonoana matihanina eto amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Antananarivo. Mampiasa teknolojia farany hamonosana ny entanao amin’ny sarony fiarovana mahatohitra ny eto amin’ny seranam-piaramanidina. Haingana sy azo antoka, fidio ity tolotra ity ho an’ny fiadanan-tsaina tanteraka mandritra ny dia ataonao
Hamoraina ny dianao amin’ny alalan’ny mpibata entana za-draharaha izay vonona handray ny entanao na amin’ny fiaingana na amin’ny fahatongavana. Manararaota ny tolotra mety izay manome fahafahana tsara, indrindra raha reraka aorian’ny sidina lava ianao
Feno fitaovana filalaovana, ny faritra ho an’ny ankizy dia toerana hahafahan’ny ankizy mifaly sy mandany angovo alohan’ny sidina. Miaraka amin’ny fanaraha-maso akaiky, afaka miala sasatra ny ray aman-dreny amin’ny fahatokisana ny ankizy mandritra ny fijanonany ao amin’ny seranam-piaramanidina.
Mamità asa sy mifandraisa amin’ny hafa mandritra ny dianao! Ny faritra asa, vita amin’ny fitaovana efa niasa navaozina, misy ao amin’ny efitra fiondranan iraisam-pirenena ny seranan’Antananarivo dia manolotra traikefa mahafinaritra sady manampy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Tsara sady maharitra
Mankafiza ny faritra vaovao indrindra fakana aina ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Antananarivo, natao hialana sasatra mandritra ny fiandrasana. Voaomana amin’ny seza ergonomika, misy fidirana herinaratra, ary aterineto maimaim-poana, ity faritra ity dia ahafahanao miala sasatra alohan’ny sidinao am-pilaminana. Hizaha ny fialan-tsasatra faran’izay tsara mandritra ny fijanonanao amin’ny seranam-piaramanidina.
Mpandeha, olona tsotra, orinasa na hafa ve ianao ary manana soso-kevitra na fangatahana na ihany koa fitarainana ?
Mifandraisa aminay, vonona ny hanome valiny rehetra ilainao sady mahafam-po ny ekipanay.

L’aéroport international d’Antananarivo, situé dans la capitale de Madagascar est le principal aéroport de la Grande Île. Il relie cette dernière à plus de 9 destinations dans le monde
Copyright © 2024 Ravinala Airports . Tous droits réservés (Contact@ravinala-airports.aero)
Ce site web utilise des cookies pour améliorer votre expérience lorsque vous naviguez sur le site. Parmi ces cookies, ceux qui sont considérés comme nécessaires sont stockés sur votre navigateur, car ils sont essentiels au fonctionnement des fonctionnalités de base du site web. Nous utilisons également des cookies de tiers qui nous aident à analyser et à comprendre la manière dont vous utilisez ce site web. Ces cookies ne seront stockés dans votre navigateur qu'avec votre consentement. Vous avez également la possibilité de refuser ces cookies. Cependant, la désactivation de certains de ces cookies peut avoir un effet sur votre expérience de navigation.